<-
->

2M 14:26 Nahita ity fisakaizana nanjaka tamin' izy ireo Alsima, ka nokopiaziny ny fanekena natao, dia lasa izy nankany amin' i Demetriosa nilaza taminy fa manao hevitra mifanohitra amin' izay hanasoa ny fanjakana Nikanora, satria Jodasa fahavalon' ny fanjakana indray no notendreny hisolo azy. Alkime, voyant leur bonne entente, et s'étant procuré une copie du traité conclu, s' en vint chez Démétrius et lui dit que Nikanor avait des idées contraires aux intérêts de l' Etat, car l' adversaire même de son royaume, Judas, il l' avait promu diadoque.