<-
->

2M 14:4 ka tonga nihaona tamin' ny mpanjaka Demetriosa izy, tamin' ny taona fahadimampolo amby zato, nanolotra izao ho azy: satrok' andriana volamena iray mbamin' ny sampan-drofia iray ary koa sampan' oliva vitsivitsy, araka ny fanatitra fanao amin' ny tempoly; ary tsy nanao afa-tsy izany izy aloha, tamin' io andro io. vint trouver le roi Démétrius vers l' an un, et lui offrit une couronne d' or avec une palme et, de plus, des rameaux d' olivier dus selon l' usage par le Temple; et, ce jour-là, il ne fit rien de plus.