<-
->

2M 4:26 Noho izany Jasona izay efa namitaka ny rahalahiny, dia mba nofitahin' ny hafa kosa indray, ka hany heriny nandositra tany amin' ny tanin' ny Amonita. Ainsi Jason qui avait supplanté son propre frère, supplanté à son tour par un autre, dut gagner en fugitif l' Ammanitide.