<-
->

2M 4:32 Hitan' i Menelasa fa manambina azy ny toe-javatra ka nalainy ny kapoaka volamena vitsivitsy tao amin' ny tempoly nomeny an' i Andronika, ary ny sasany hafa koa azony namidy tany Tira sy tamin' ireo tanàna manodidina. Convaincu de saisir une occasion favorable, Ménélas déroba quelques vases d' or du sanctuaire, il en fit cadeau à Andronique et réussit à en vendre d' autres à Tyr et aux villes voisines.