<-
->

2M 4:33 Nony fantatr' i Oniasa marina izany heloka vao nataon' i Menelasa izany indray, dia nandefa faniniana azy izy, rahefa tafahataka tao amin' ny toerana fialofana tany Dafne, akakin' i Antiokia. Devant l'évidence du fait, Onias lui adressa des reproches, après s'être retiré dans le lieu inviolable de Daphné voisine d' Antioche.