<-
->

2M 4:35 Tamin' izany, tsy ny Jody ihany, fa betsaka koa tamin' izay hafa firenena no tezitra tamin' ny famonoana tsy an-drariny an' izany lehilahy izany. Pour ce motif, non seulement les Juifs, mais aussi beaucoup de gens parmi les autres peuples furent indignés et trouvèrent intolérable le meurtre injuste de cet homme.