<-
->

2M 6:2 ary handoto ny tempolin' i Jerosalema hanokana azy ho an' i Jopitera Olimpiana, ary ny tempoly any Garizima, ho an' i Jopitera Mpandray vahiny, araka ny toetry ny mponina amin' izany tany izany. pour profaner le Temple de Jérusalem et le dédier à Zeus Olympien, et celui du mont Garizim à Zeus Hospitalier, comme le demandaient les habitants du lieu.