<-
->

2M 6:8 Nisy didy navoaka noho ny famokisana nataon' i Ptolemea mba hampihatra izany hevitra izany ihany koa amin' ny Jody ao amin' ny tanàna greka manolotra azy, sady hanao sorona; Un décret fut rendu, à l' instigation des gens de Ptolémaïs, pour que, dans les villes grecques du voisinage, l' on tînt la même conduite à l'égard des Juifs, et que ceux-ci prissent part au repas rituel,