<-
->

2M 8:8 Tsy ela dia hitan' i Filipo, ny fandrosoan' ity lehilahy mbamin' ny fandresena miha-matetika azony, ka nanoratra izy ho any amin' i Ptolemea, komandin' ny miaramilan' i Sele-Siria sy Fenisia, mba hamonjy ny mpanjaka amin' ny raharahany. Voyant cet homme s' affirmer peu à peu et remporter des succès de plus en plus fréquents, Philippe écrivit à Ptolémée, stratège de Coelé-Syrie et Phénicie, de venir au secours des affaires du roi.