<- -> |
[King James Bible] |
[Baiboly 1865] |
[Baiboly Katolika] Makabeo II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Maccabées |
||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||
2M 9:4 | Nirehitra ny hatezerany ka ny hamaliana ny fanaikan' ireo nanery azy handositra amin' ny famelezana ny Jody no noheveriny; nobaikoiny handefa ny kalesiny tsy an-kijanona ny mpitarika mba hahafaingana ny dia. Nenjehin' ny famalian' ny any ambony anefa izy, fa nilaza tamim-piavonavonana hoe: Vao tonga ao Jerosalema aho, dia hataoko fasan' ny Jody io tanàna io. | Transporté de fureur, il pensait faire payer aux |