<-
->

2M 9:7 Tsy nety nionona tamin' ny fiavonavonany anefa izy fa mbola feno rehareha, dia naneho ny hatezerany mirehitra amin' ny Jody, nandidy ny hanafainganana ny dia izy, fa injay nidaboka tampoka avy ao amin' ny kalesy, izay nikodiadia nikotrokotroka, sady loza ny hamafin' ny fianjerany, fa mangana avokoa ny rantsam-batany rehetra; Il ne rabattait pourtant rien de son arrogance; toujours rempli d' orgueil, il exhalait contre les Juifs le feu de sa colère et commandait d' accélérer la marche, quand il tomba soudain du char qui roulait avec fracas, le corps entraîné dans une chute malheureuse, et tous les membres tordus.