<-
->

Sal 117:1 O praise the Lord, all ye nations: praise him, all ye people. Miderà an' i Jehovah ry firenena rehetra; Miderà Azy, ry olona rehetra. Miderà an' ny Tompo hianareo, ry firenena rehetra, mankalazà azy, ry vahoaka rehetra! Alleluia! Louez Yahvé, tous les peuples, fêtez-le, tous les pays!
Sal 117:2 For his merciful kindness is great toward us: and the truth of the Lord endureth for ever. Praise ye the Lord. Fa lehibe ny famindram-pony amintsika; Ary mandrakizay ny fahamarinan' i Jehovah. Haleloia. Fa lehibe ny hatsaram-pony amintsika, ary maharitra mandrakizay ny fahamarinan' ny Tompo. Aleloia! Fort est son amour pour nous, pour toujours sa vérité.

<-
->