<-
->

Sal 131:1 Lord, my heart is not haughty, nor mine eyes lofty: neither do I exercise myself in great matters, or in things too high for me. Fihirana fiakarana. Nataon' i Davida. Jehovah ô, tsy nirehareha ny foko, ary tsy niandranandrana ny masoko: Ary tsy nisaintsaina izay zavatra ambony loatra aho, Na izay saro-pantarina tsy takatro. Fihirana fiakarana. Nataon' i Davida. Iaveh ô, tsy mba nivontom-piavonavonana ny foko, tsy mba niandranandrana ny fijeriko, tsy mba mikarokaroka zavatra ambony aho, na izay avo mihoatra noho izaho. Cantique des montées. De David. Yahvé, je n' ai pas le coeur fier, ni le regard hautain. Je n' ai pas pris un chemin de grandeurs ni de prodiges qui me dépassent.