<-
->

Sal 143:1 Hear my prayer, O Lord, give ear to my supplications: in thy faithfulness answer me, and in thy righteousness. Salamo nataon' i Davida. Jehovah ô, henoy ny fivavako, ary atongilano amin' ny fifonako ny sofinao; Valio aho araka ny teninao marina sy ny fahamarinanao. Salamon' i Davida. Iaveh ô, henoy ny fivavahako; atongilano ny sofinao amin' ny fitalahoako; valio vavaka aho, amin' ny fahitsianao amam-pahamarinanao. Psaume. De David. Yahvé, écoute ma prière, prête l' oreille à mes supplications, en ta fidélité réponds-moi, en ta justice;