<-
->

Sal 17:1 Hear the right, O Lord, attend unto my cry, give ear unto my prayer, that goeth not out of feigned lips. Fivavak' i Davida. Jehovah ô, mihainoa ny rariny, mandrenesa ny fitarainako, atongilano ny sofinao amin' ny fivavako avy amin' ny molotra tsy misy fitaka. Fivavak' i Davida. Ry Iaveh ô, mandrenesa ny rariny, henoy ny fitarainako; atongilano ny sofinao amin' ny fivavahako, izay tsy aloaky ny molotra misy fitaka. Prière. De David. Ecoute, Yahvé, la justice, sois attentif à mes cris; prête l' oreille à ma prière, point de fraude sur mes lèvres.