<-
->

Sal 68:9 Thou, O God, didst send a plentiful rain, whereby thou didst confirm thine inheritance, when it was weary. Ranonoram-pitahiana no nalatsakao tamin' ny lovanao, Andriamanitra ô; ary raha kotra izy, dia novelombelominao. dia nihozongozona ny tany, nitsonika teo anatrehan' Andriamanitra hatramin' ny lanitra aza. Sinaia aza nihararetra teo anatrehan' Andriamanitra, Andriamanitr' Israely. la terre trembla, les cieux mêmes fondirent en face de Dieu, en face de Dieu, le Dieu d' Israël.