<-
->

Mtt / Koh 2:24 There is nothing better for a man, than that he should eat and drink, and that he should make his soul enjoy good in his labour. This also I saw, that it was from the hand of God. Tsy misy mahasoa ny olona mihoatra noho ny mihinana sy misotro ary ny mampahafinaritra ny tenany amin' ny fisasarany. Izany koa aza dia efa hitako fa avy amin' ny tànan' Andriamanitra Tsy misy soa ho an' ny olombelona, mihoatra noho ny mihinana sy misotro, ary ny mampanarana ny fanahiny amin' ny fiadanana, eo amin' ny fanaovana ny asany. Izany indray koa efa hitako fa avy amin' ny tanan' Andriamanitra. Il n' y a de bonheur pour l' homme que dans le manger et le boire et dans le bonheur qu' il trouve dans son travail, et je vois que cela aussi vient de la main de Dieu,