<-
->

Mtt / Koh 2:7 I got me servants and maidens, and had servants born in my house; also I had great possessions of great and small cattle above all that were in Jerusalem before me: nahazo ankizilahy sy ankizivavy aho sady nanana ompikely; ary nanana fananana be aho, dia omby sy ondry aman' osy mihoatra noho izay rehetra talohako teto Jerosalema. Nividy ankizilahy aman-ankizivavy aho, ary nanana ny zanany teraka tao an-trano ihany; nanana andian' ondry aman' omby koa aho, mihoatra noho ireo rehetra izay talohako teto Jerosalema. J' ai acquis des esclaves et des servantes, j' ai eu des domestiques et des troupeaux, du gros et du petit bétail en abondance, plus que quiconque avant moi à Jérusalem.