<-
->

Si 45:20 Ary nampitomboiny ny voninahitr' i Aarona, ary nanendry lova ho azy izy. Nomeny ho anjarany ny voaloham-bokatry ny tany; fa voalohany indrindra nanomanany mofo hamokisany azy izy ireo. Et il ajouta à la gloire d' Aaron, il lui donna un patrimoine, il lui attribua les offrandes des prémices, en premier lieu du pain à satiété.