<-
->

Si 46:1 Nahery an' ady Josoe, zanak' i Nona, izay nandimby an' i Moizy amin' ny fiambonian' ny mpaminany, ka nanamarina ny anarany, dia niseho ho lehibe tamin' ny fanafahana ny voafidin' ny Tompo; nanafay ireo fahavalo nanohitra, mba hampahazo an' Israely ny tany. Vaillant à la guerre, tel fut Josué fils de Nûn, successeur de Moïse dans l' office prophétique, lui qui, méritant bien son nom, se montra grand pour sauver les élus, pour châtier les ennemis révoltés et installer Israël dans son territoire.