<-
->

Si 46:6 Ka tenan' izy Tompo no nirotsaka tamin' ny firenena nanohitra, sy nandripaka ny fahavalo, teo amin' ny hadilanana; mba hahalalan' ny firenena ny fiadian' i Josoe rehetra, sy ny hoe: eo anatrehan' ny Tompo ny ady iandraiketany, satria manaraka ny Tsitoha izy. Il fondit sur la nation ennemie et dans la descente il anéantit les assaillants pour faire connaître aux nations la force de ses armes et qu' il menait la guerre devant le Seigneur.