<-
->

Si 46:7 Tamin' ny andron' i Moizy no efa naneho sahady ny fitiavany vavaka izy, dia izy sy Kaleba, zanak' i Jefone, tamin' izy nanoha mafy ny fahavalo, nisakana ny vahoaka tsy hanota, ary nampangina ny fimonomononan' ny ratsy fanahy. Car il s' attacha au Tout-Puissant, au temps de Moïse il manifesta sa piété, ainsi que Caleb, fils de Yephunné, en s' opposant à la multitude, en empêchant le peuple de pécher, en faisant taire les murmures mauvais.