<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 14:25 | That I will break the |
Dia ny hanorotoro ny Asyriana ao amin' ny taniko, ary ny hanitsakitsaka azy eny an-tendrombohitro; ny zioga fitondrany dia hiala amin' ireo, ary ny entany ho afaka amin' ny sorony | Hanorotoro an' i Asora amin' ny taniko aho, ary hanosihosy azy eo an-tendrombohitro. Dia ho esorina amin' izy ireo ny jiogany, ary halana eo an-tsorok' izy ireo ny entany. | Je briserai |