<-
->

Isa / Iz 15:1 The burden of Moab. Because in the night Ar of Moab is laid waste, and brought to silence; because in the night Kir of Moab is laid waste, and brought to silence; Faminaniana ny amin' ny loza hanjo an' i Moaba. Fa tamin' ny indray alina no nandravana an' i Ara-moaba, ka fongotra izy; Fa tamin' ny indray alina no nandravana an' i Kira-moaba, ka fongotra izy; Faminaniana ny amin' i Moaba. Marina tokoa fa ny alina nandrobana azy, dia fongotra Ara-Moaba. Ny alina nandrobana azy, Kira-Moaba dia fongotra. Oracle sur Moab. Parce qu' une nuit elle a été dévastée, Ar-Moab s' est tue; parce qu' une nuit elle a été dévastée, Qir-Moab s' est tue.