<-
->

Isa / Iz 15:2 He is gone up to Bajith, and to Dibon, the high places, to weep: Moab shall howl over Nebo, and over Medeba: on all their heads shall be baldness, and every beard cut off. Miakatra ho ao amin' ny tempoly sy ho ao Dibona ny olona, dia ao amin' ny fitoerana avo, mba hitomany; any Nebo sy Medeba no idradradradran' i Moaba; Mibory ny loha rehetra; Voaharatra ny somotra rehetra. Miakatra ho any an-tempolin' i Kamaosy sy any Dibona ny olona, eny amin' ny fitoerana avo mba higogogogo; migogogogo ny amin' i Nebao sy Medeba, i Moaba. Ny loha mibory avokoa; ny somotra voaharatra daholo. Elle est montée, la fille de Dibôn, sur les hauts lieux pour pleurer. Sur le Nébo et à Médba, Moab se lamente, toutes les têtes sont rasées, toute barbe coupée.