<-
->

Isa / Iz 15:4 And Heshbon shall cry, and Elealeh: their voice shall be heard even unto Jahaz: therefore the armed soldiers of Moab shall cry out; his life shall be grievous unto him. Ary mitaraina Hesbona sy Elale, ka re hatrany Jahaza ny feony, ary noho izany dia miantso mafy ny miaramilan' i Moaba, Mangovitra ny fanahiny ao anatiny. Mibabababa Hesebona sy Eleale; re hatrany Jahasy ny feony. Noho izany midradradradra ny mpiadin' i Moaba, mangovitra ny fanahin' izy io. Heshbôn et Éléalé ont crié, jusqu'à Yahaç leur voix s' est fait entendre. C' est pourquoi les guerriers de Moab frémissent, son âme frémit sur son propre sort.