<-
->

Isa / Iz 16:11 Wherefore my bowels shall sound like an harp for Moab, and mine inward parts for Kirharesh. Ary noho izany ny tsinaiko dia mitaraina manao feon-dokanga noho ny amin' i Moaba, ary ny ato anatiko noho ny amin' i Kira-haresa. Koa mipararetra hoatra ny harpa ny tsinaiko, noho ny amin' i Moaba; sy ny foko noho ny amin' i Kira-Haresa. C' est pourquoi mes entrailles, pour Moab, frémissent comme une cithare, et mon coeur pour Qir-Hérès.