<-
->

Isa / Iz 19:14 The Lord hath mingled a perverse spirit in the midst thereof: and they have caused Egypt to err in every work thereof, as a drunken man staggereth in his vomit. Jehovah efa nampidina fanahy mampandraingiraingy teo Egypta; ka efa nampivembena azy tamin' ny asany rehetra ireo, dia tahaka ny olona mamo miraingiraingy sady mandoa. Norotsahan' ny Tompo fanahy mampandraingiraingy izy, ka ataony mandraingiraingy i Ejipta amin' ny ataony rehetra, mova tsy ny olona mamo mandraingiraingy eo am-pandoavany! Yahvé a répandu au milieu d' eux un esprit de vertige; ils ont fait divaguer l'Égypte dans toutes ses entreprises, comme divague un ivrogne en vomissant.