<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 19:20 | And it shall be for a sign and for a witness unto the |
Ary ho famantarana sy vavolombelona ho an' i Jehovah, Tompon' ny maro, ao amin' ny tany Egypta izany; Fa hitaraina amin' i Jehovah noho ny mpampahory izy, ary haniraka mpamonjy sy mpiaro ho ao aminy Izy ka hamonjy azy. | Ary ho famantarana ho an' ny Tompon' ny tafika izany, sy ho vavolombelona eo amin' ny tany Ejipta; ka rehefa hitaraina amin' ny Tompo izy ireo, noho ny mpampahory azy, dia haniraka mpamonjy izy, sy mpiaro mahery hanafaka azy. | Ce sera un signe et un témoin de |