<-
->

Isa / Iz 19:24 In that day shall Israel be the third with Egypt and with Assyria, even a blessing in the midst of the land: Amin' izany andro izany ny Isiraely no ho fahatelony amin' i Egypta sy Asyria ho fitahiana eo amin' ny tany; Amin' izany andro izany Israely hikambana amin' i Ejipta sy Asiria, izy no ho fahatelony, mba ho fitahiana eo amin' ny tany. Ce jour-là, Israël viendra en troisième avec l'Égypte et Assur, bénédiction au milieu de la terre,