<-
->

Isa / Iz 19:4 And the Egyptians will I give over into the hand of a cruel lord; and a fierce king shall rule over them, saith the Lord, the Lord of hosts. Ary Egypta dia hatolotro hogiazana amin' izay fitondrana mafy, ary mpanjaka masiaka no hanjaka aminy, hoy Jehovah, Tompon' ny maro. Hatolotro ho an-tanan' ny tompo lozabe i Ejipta ary mpanjaka mahatahotra no hizaka azy, - teny ton' ny Tompo' ny tafika. Je livrerai l'Égypte aux mains d' un maître impitoyable, un roi cruel les dominera. Oracle du Seigneur Yahvé Sabaot.