<-
->

Isa / Iz 21:11 The burden of Dumah. He calleth to me out of Seir, Watchman, what of the night? Watchman, what of the night? Faminaniana ny amin' ny loza hanjo an' i Edoma. Misy miantso ahy any Seira manao hoe: Ry mpiambina ô, toy inona alina moa izao ? Ry mpiambina ô, toy inona alina moa izao? Faminaniana ny amin' i Domà . Misy miantso ahy avy any Seira manao hoe: Ry tily o, toy inon' alina moa izao? Ry tily o, toy inon' alina moa izao? Oracle sur Duma. Vers moi on crie depuis Séïr : " Veilleur, où en est la nuit ? Veilleur, où en est la nuit ? "