<-
->

Isa / Iz 22:8 And he discovered the covering of Judah, and thou didst look in that day to the armour of the house of the forest. Dia alana ny fisalobonan' i Joda, ary mijery ny fiadiana ao an-Tranoala ianao amin' izany andro izany. Nalana tamin' i Jodà ny fisalobonany. Amin' izany andro izany dia manopy maso hianao, mankany amin' ny fitahirizam-piadiana ao an-dapan' ny ala, c' est ainsi qu' est tombée la protection de Juda. Tu as tourné les yeux, ce jour-là, vers les armes de la Maison de la Forêt;