<-
->

Isa / Iz 23:1 The burden of Tyre. Howl, ye ships of Tarshish; for it is laid waste, so that there is no house, no entering in: from the land of Chittim it is revealed to them. Faminaniana ny amin' ny loza hanjo an' i Tyro. Midradradradrà ianareo, ry sambon' i Tarsisy ô! Fa rava Tyro, ka tsy misy trano sady tsy azo idirana intsony ao; Avy tany amin' ny tany Kitima no nanambarana izany taminy. Faminaniana ny amin' i Tira. Migogogogo, ry sambon' i Tarsisa, fa rava izy! Tsy misy trano intsony, tsy misy hidirana intsony! Avy any amin' ny tany Setima, no nandrenesany an' izany. Oracle sur Tyr. Hurlez, vaisseaux de Tarsis, car tout a été détruit : plus de maison et plus d' entrée. Du pays de Kittim, la nouvelle leur est parvenue.