<-
->

Isa / Iz 23:11 He stretched out his hand over the sea, he shook the kingdoms: the Lord hath given a commandment against the merchant city, to destroy the strong holds thereof. Ny tànan' i Jehovah nahifiny tambonin' ny ranomasina; Nampihorohoroiny ny fanjakana; Jehovah efa nandidy ny amin' i Kanana, mba horavana ny fiarovany mafy. Iaveh efa naninjitra ny tànany amin' ny ranomasina, nampihorohoro ny fanjakana; nanao didy hamelezany an' i Kanaana, dia ny handravana ny tanànany mimanda. Il a tendu la main contre la mer, il a fait trembler les royaumes; Yahvé a décrété pour Canaan de ruiner ses forteresses.