<-
->

Isa / Iz 23:12 And he said, Thou shalt no more rejoice, O thou oppressed virgin, daughter of Zidon: arise, pass over to Chittim; there also shalt thou have no rest. Ary hoy Izy: Tsy hiravoravo intsony ianao, ry virijina afa-baraka, Sidona zanakavavy; Miaingà, mità ho any Kitima; Kanefa na dia any aza tsy hahita fitsaharana tsy akory ianao. Ary hoy izy: Tsy hanao fifaliana intsony hianao, ry virjiny afa-baraka, zanakavavin' i Sidona! Mitsangàna, mità ho any Setima; na any aza anefa, tsy hisy fitsaharana ho anao. Il a dit : Cesse de faire la fière, toi, la maltraitée, vierge fille de Sidon! Lève-toi, passe à Kittim, là non plus, pas de repos pour toi.