<-
->

Isa / Iz 23:5 As at the report concerning Egypt, so shall they be sorely pained at the report of Tyre. Rehefa re tany Egypta izany, Dia toran-kovitra izy noho ny nanjo an' i Tyro. Rahefa handre izany vaovao izany Ejipta dia ho raiki-tahotra mandre ny naharavan' i Tira. Quand la nouvelle parviendra en Égypte, on tremblera en apprenant le sort de Tyr.