<-
->

Isa / Iz 23:8 Who hath taken this counsel against Tyre, the crowning city, whose merchants are princes, whose traffickers are the honourable of the earth? Iza no nikasa izany hamelezana an' i Tyro, mpanome satro-boninahitra, izany? Mpanapaka ny mpandrantony, Olo-malaza amin' ny tany ny mpivarony. Iza no nandidy izany, hamelezana an' i Tira izay nanome satro-boninahitra; ary ny mpandrantony dia andriandahy, ary ny mpivarotra avy aminy olo-malaza amin' ny tany? Qui a décidé cela contre Tyr qui distribuait des couronnes, dont les marchands étaient des princes, et les trafiquants des grands de la terre ?