<-
->

Isa / Iz 25:10 For in this mountain shall the hand of the Lord rest, and Moab shall be trodden down under him, even as straw is trodden down for the dunghill. Fa hipetraka amin' ity tendrombohitra ity ny tànan' i Jehovah, ary Moaba hohosihosena ao amin' izay itoerany, dia tahaka ny fanosihosena ny mololo miavosa amin' ny rano ao am-pahitra; Fa ny tanan' ny Tompo hipetraka amin' ity tendrombohitra ity; ary Moaba kosa, hohosihosena an-toerana, toy ny fihosihosy mololo ao an-dobon-jezika. Car la main de Yahvé reposera sur cette montagne et Moab sera foulé sur place, comme on foule la paille dans la fosse à fumier.