<-
->

Isa / Iz 30:19 For the people shall dwell in Zion at Jerusalem: thou shalt weep no more: he will be very gracious unto thee at the voice of thy cry; when he shall hear it, he will answer thee. Fa ianao, ry firenena mitoetra ao Ziona any Jerosalema, dia tsy hitomany intsony; Fa hamindra fo aminao tokoa Izy, raha reny ny fitarainanao; Eny, raha vao reny izany, dia hamaly anao Izy. Fa hianao, ry vahoaka monina ao Siona, ao Jerosalema, tsy hitomany intsony hianao, fa raha vao mitaraina hianao dia hamindrany fo; raha vao mandre anao izy dia hamaly anao. Oui, peuple de Sion, qui habites Jérusalem, tu n' auras plus à pleurer, car il va te faire grâce à cause du cri que tu pousses, dès qu' il l' entendra il te répondra.