<-
->

Isa / Iz 31:8 Then shall the Assyrian fall with the sword, not of a mighty man; and the sword, not of a mean man, shall devour him: but he shall flee from the sword, and his young men shall be discomfited. Ary Asora ho lavon-tsabatra, nefa tsy sabatr' olombelona; sabatra izay tsy sabatr' olombelona no handevonana azy; handositra eo anoloan' ny sabatra izy, ary ny zatovony hampandoavina hetra. Assur tombera par l'épée, non celle d' un homme, il sera dévoré par l'épée, non celle d' un mortel. Il s' enfuira devant l'épée, et ses jeunes gens seront asservis.