<- -> |
[King James Bible] Book of Isaiah |
[Baiboly 1865] Isaia |
[Baiboly Katolika] Izaia |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Isaïe |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Isa / Iz 33:20 | Look upon |
Tsiniovy Ziona, dia ilay tanàna fihaonantsika tamin' ny fotoam-pivavahana; Ny masonao hahita an' i Jerosalema ho fonenana mandry fahizay, dia lay izay tsy hafindra, ny tsimatra aminy tsy hongotana mandrakizay, ary tsy hisy hotapahina ny kofehiny. | Jereo ity Siona tanàna fanaovantsika fety; aoka ny masonao anie hahita an' i Jerosalema, fonenana mahasambatra, lay tsy hafindrafindra, izay tsy hongotana mandrakizay ny tsimany sy tsy hanesorana iray akory ny tadiny. | Contemple |