<-
->

Isa / Iz 36:16 Hearken not to Hezekiah: for thus saith the king of Assyria, Make an agreement with me by a present, and come out to me: and eat ye every one of his vine, and every one of his fig tree, and drink ye every one the waters of his own cistern; Aza mihaino an' i Hezekia ianareo; fa izao no lazain' ny mpanjakan' i Asyria: Manaova fanekena amiko hiadananareo, ka mankanesa atý amiko, ary samia homana ny voalobony sy ny aviaviny, ary samia misotro ny rano avy amin' ny lavaka famorian-dranony avy ianareo, Aza mihaino an' i Ezekiasa hianareo; fa izao no tenin' ny mpanjakan' i Asiria: Manaova fanekem-pihavanana amiko, ary maneke ahy hianareo, dia samy hihinana ny voaloboka aman' aviaviny, sy hisotro ny rano eo amin' ny dobo famorian-dranony avy hianareo; N'écoutez pas Ézéchias, car ainsi parle le roi d' Assyrie : Faites la paix avec moi, rendez-vous à moi, et chacun de vous mangera le fruit de sa vigne et de son figuier, chacun boira l' eau de sa citerne,