<-
->

Isa / Iz 36:2 And the king of Assyria sent Rabshakeh from Lachish to Jerusalem unto king Hezekiah with a great army. And he stood by the conduit of the upper pool in the highway of the fuller' s field. Ary ny mpanjakan' i Asyria naniraka an-dRabsake mbamin' ny miaramila betsaka avy teo Lakisy hankany Jerosalema ho any amin' i Hezekia mpanjaka. Dia nitsangana teo anilan' ny lakan-drano amin' ny kamory ambony izy, teo an-dalambe mankamin' ny sahan' ny mpamotsy lamba. Ary nirahin' ny mpanjakan' i Asiria ny lehiben' ny mpandroso divay aminy nitondra miaramila maro, avy ao Lakisa ho any Jerosalema, amin' i Ezekiasa mpanjaka; nijanona teo amin' ny lakan-drano amin' ny kamory ambony, eo amin' ny làlana mankamin' ny sahan' ny Mpamotsy lamba, ny lehiben' ny mpandroso divay. De Lakish, le roi d' Assyrie envoya vers le roi Ézéchias, à Jérusalem, le grand échanson avec un important corps de troupes. Le grand échanson se posta près du canal de la piscine supérieure, sur le chemin du champ du Foulon.