<-
->

Isa / Iz 36:3 Then came forth unto him Eliakim, Hilkiah' s son, which was over the house, and Shebna the scribe, and Joah, Asaph' s son, the recorder. Ary Eliakima, zanak' i Hilkia, izay lehiben' ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary Joa, zanak' i Asafa, mpitadidy ny raharaham-panjakana, dia nivoaka ho ao aminy. Dia nanatona azy Eliasima, zanak' i Helkiasa lehiben' ny tao an-dapa, nomban' i Sobnà mpanoratra, ary Joahe zanak' i Asafa, mpitahiry ny bokim-panjakana. Le maître du palais Élyaqim, fils de Hilqiyyahu, le secrétaire Shebna et le héraut Yoah, fils d' Asaph, sortirent à sa rencontre.