<-
->

Isa / Iz 37:14 And Hezekiah received the letter from the hand of the messengers, and read it: and Hezekiah went up unto the house of the Lord, and spread it before the Lord. Dia noraisin' i Hezekia tamin' ny tanan' ny iraka ny taratasy ka novakiny, dia niakatra nankao an-tranon' i Jehovah izy ka namelatra iny teo anatrehan' i Jehovah. Noraisin' i Ezekiasa avy eny an-tanan' ireo iraka ny taratasy, ka novakiny; dia niakatra ho ao an-tranon' ny Tompo izy sady namelatra izany teo anatrehan' ny Tompo. Ézéchias prit la lettre de la main des messagers et la lut. Puis il monta au temple de Yahvé et la déplia devant Yahvé.