<-
->

Isa / Iz 37:21 Then Isaiah the son of Amoz sent unto Hezekiah, saying, Thus saith the Lord God of Israel, Whereas thou hast prayed to me against Sennacherib king of Assyria: Ary Isaia, zanak' i Amoza, dia naniraka hankany amin' i Hezekia nanao hoe: Izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Ny amin' ilay fitarainana nataonao tamiko ny amin' i Sankeriba, mpanjakan' i Asyria, Dia naniraka ho any amin' i Ezekiasa Izaia, zanak' i Amosa, hilaza hoe: Izao no lazain' ny Tompo, Andriamanitr' Israely: Efa reko ny vavaka nataonao tamiko, ny amin' i Senakeriba, mpanjakan' i Asiria; Alors Isaïe fils d' Amoç envoya dire à Ézéchias : " Ainsi parle Yahvé, Dieu d' Israël, à propos de la prière que tu m' as adressée au sujet de Sennachérib, roi d' Assyrie.