<-
->

Isa / Iz 37:3 And they said unto him, Thus saith Hezekiah, This day is a day of trouble, and of rebuke, and of blasphemy: for the children are come to the birth, and there is not strength to bring forth. ary nanao taminy hoe: Izao no lazain' i Hezekia: Andro fahoriana sy famaizana ary fanalam-baraka ity andro ity; fa mby ao am-piterahana ny zaza, nefa tsy misy hery hiterahana azy. ka nanao taminy hoe: Izao no lazain' i Ezekiasa: Androm-pahoriana amam-pamaizana sy fahafaham-baraka izao andro izao, fa ny zaza vonon-kivoaka avy ao am-bohoka nefa ny hery hiterahana azy, tsy misy. Ceux-ci lui dirent : " Ainsi parle Ézéchias : Ce jour-ci est un jour d' angoisse, de châtiment et d' opprobre. Les enfants sont à terme et la force manque pour les enfanter.