<-
->

Isa / Iz 37:6 And Isaiah said unto them, Thus shall ye say unto your master, Thus saith the Lord, Be not afraid of the words that thou hast heard, wherewith the servants of the king of Assyria have blasphemed me. Ary hoy Isaia taminy: Ambarao amin' ny tomponareo hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Aza matahotra ny teny efa renao, dia izay nanompan' iretsy ankizilahin' ny mpanjakan' i Asyria iretsy Ahy. dia hoy Izaia tamin' izy ireo: Izao no holazainareo amin' ny tomponareo: Toy izao no tenin' ny Tompo: Aza matahotra ny teny efa renao, izay naniratsiran' ny mpanompon' ny mpanjakan' i Asiria ahy. celui-ci leur dit : " Vous direz à votre maître : Ainsi parle Yahvé. N' aie pas peur des paroles que tu as entendues, des blasphèmes que les valets du roi d' Assyrie ont lancés contre moi.