<-
->

Isa / Iz 38:1 In those days was Hezekiah sick unto death. And Isaiah the prophet the son of Amoz came unto him, and said unto him, Thus saith the Lord, Set thine house in order: for thou shalt die, and not live. Ary tamin' izany andro izany dia narary saiky maty Hezekia; ary Isaia mpaminany zanak' i Amoza, nankao aminy ka nilaza taminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Hafaro ny ankohonanao, fa ho faty ianao, fa tsy ho velona. Tamin' izany andro izany, narary efa ho faty Ezekiasa. Ary tonga tao aminy Izaia, zanak' i Amosa, nanao taminy hoe: Izao no lazain' ny Tompo: Omeo ny fianakavianao izay didinao, fa ho faty hianao, fa tsy ho velona intsony. En ces jours-là, Ézéchias fut atteint d' une maladie mortelle. Le prophète Isaïe, fils d' Amoç, vint lui dire : " Ainsi parle Yahvé. Mets ordre à ta maison, car tu vas mourir, tu ne vivras pas. "